- Alatsinainy 06 Mey 2013
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Hisokatra anio ny fandrotsahana taratasy filatsahan-kofidiana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy nahafaly ary nahakivy ny filoha Tanzanianina sady filohan’ny Troikan’ny SADC, Jakaya Kikwete, ny fivoaran’ny toe-draharaha eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyFanapahan-kevitra efa masaka ny an’i Hajo Andrianainarivelo momba filatsahany ka tsy hiova hevitra intsony izy manoloana ny firotsahan-dRajoelina tampoka.
Hamaky ny tohinyIharan’ny rihatra sy ny kiana rehetra ny CES na ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana, noho ny nanekeny ny filatsahan-kofidian’i Andry Nirina Rajoelina amin’ny fifidianana filoham-pirenena hatao amin’ny 24 jolay izao.
Hamaky ny tohinyHipoka hatreny ivelany ny kianjan’ny Finoana Magro Behoririka tamin’ny sabotsy 4 mey.
Hamaky ny tohinyNateti-piavy ny fidiran’ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny antso an-telefaonina tao Antsirabe taorian’ny namoahan’ny fitsarana manokana misahana ny fifidianana ny fankatoavana ny filatsahan-kofidian’ny kandidàn’ny Ankolafy Ravalomanana ny zoma 03 mey lasa teo.
Hamaky ny tohiny