• Talata 07 Mey 2013
Politique.Pierrot Rajaonarivelo Manahy tetezamita lavareny

Raha tsy mitandrina isika dia ho sarotra ny vokatry ny zava-misy lalovan’ny firenena ankehitriny no sady mety hovidian-dafo ihany koa ny hanarenana azy, hoy i Pierrot Rajaonarivelo, kandidan’ny antoko MDM na Mientana ho an’ny Demokrasia eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Andry Rajoelina Maty pasipaoro tanteraka

Hatreto aloha dia tsy nisy ny zavatra niova fa mbola kandida ihany i Andry Rajoelina. Tsy misy tsy mahalala manerana an’i Madagasikara sy manerana izao tontolo izao fa dia nivadika indray tamin’ny teny nomeny ny filohan’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Rajoelina kandida Nandiso fanantenana an’i Frantsa

Naneho ny heviny i Frantsa, taorian’ny namoahan’ny Fitsarana manokana misahana ny fifidianana na CES.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Fampielezan-kevitra Ferana ho 30 miliara Ariary ny vola azon’ny kandida iray ampiasaina ?

Mandeha ny feo fa misy volavolan-dalàna ketriketrehin’ny ekipan’Ambohitsorohitra any hamerana ny vola azon’ny kandida ho filoham-pirenena hampiasaina mandritra ny fampielezan-kevitra fihodinana voalohany sy ny fihodinana faharoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Voninahitsy Jean Eugène Mila asiana mpitsara tendren’ny mpanao politika ao amin’ny CES

Resaka tora-po no nibahan-toerana teny Ivato fa tsy fampihavanana velively, hoy i Voninahitsy Jean Eugène.

Hamaky ny tohiny
FTT