• Alatsinainy 06 Mey 2013
Politique.Zanak’i Dada Nahazo toromarika

Niditra tamin’ny antso an-tariby nivantana avy any Afrika Atsimo, nandritra ny lanonana fifampiarahabana nahatratra ny taonan’ny ankolafy Ravalomanana, tao Soavita Toamasina ny sabotsy teo Atoa Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Mey 2013
Politique.Raharaham-pirenena Hivory maika ny Sendikan’ny mpitsara

Mangataka fivoriambe tsy ara-potoana ireo mpikambana ao amin’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM) taorian’ny famoahan’ny fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES), ny anaran’ireo kandida 41 hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena, anisan’izany ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2013
Politique.Andry Rajoelina Miaiky fa «favori» i Neny

“Gisalahy homan-ketsa, ka izy mangalatra indray no avo vava”. Oha-pitenenana diso fantatry ny Malagasy loatra io, izay azo amintinana ny resaka nataon’ny filohan’ny tetezamita omaly teny Ivato rehefa avy tany Vatican tany ny tenany, nihaona tamin’ny Papa François, ary avy eo tahaka ny mahazatra, dia nandalo kely tao Parisy renivohitra Frantsay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Mey 2013
Politique.CT Sylberman (HPM) “Saika nanefa tany Mananjary ny aiko”

Tafavoaka ihany rehefa saika namoy ny ainy tany Fiadanana, Distrikan’i Mananjary, FaritraVatovavy Fitovinany ny mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita Sylberman, avy amin’ny Hery Politika Mitambatra.

Hamaky ny tohiny
FTT