• Talata 07 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Vonona

Raha anatin’ny samboaravoara sy ny ahiahy ny etamazaoro politika sy ireo kandida sasany hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 24 jolay ho avy io, dia hentitra kosa ny lehiben’ny ankolafy Ravalomanana omaly, raha tafaresaka fohy an-telefaonina tamin’ny Tia Tanindrazana, nilaza fa «vonona, tsy mihemotra ary tsy miherikerika» hiatrika izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Donak'afo : Fepetra manokana ho an’ny rehetra

Mazava aloha izany izao, araka ny fanazavana fanampiny avy amin’ny CES fa tena tara ny fanaterana ny antontan-taratasin’i Andry Rajoelina teny Ambohidahy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Fitondrana miaramila Lavin’ny mpitandro filaminana

Ampy izay ! Namoaka fanambarana iombonana omaly ny seraseran’ny mpitandro ny filaminana nitondra fanazavana manoloana ny fivoaran’ny toe-draharam-pirenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Fehin-kevitry ny FFKM Ahoana ny fampiharana azy ?

Fifanarahana neken’ny ankolafy politika rehetra heverina fa goavana sy manana ny toerany eto amin’ny firenena ny tondrozotra, nosoniavina tamin’ny 17 septambra 2011.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Fifidianana Kandida telo no misongadina any Alaotra

Taorian’ny famoahan’ny CES na Fitsarana manokana misahana ny fifidianana, ny anaran’ireo kandida ofisialy afaka hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena amin’ny 24 jolay izao dia maro ireo mponina any Alaotra no manao kajikajy izay tena hisongadina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 07 Mey 2013
Politique.Monja Roindefo Governemanta miaramila no tokony hamita ny fifidianana

Soso-kevitra fanatsarana ny fanomanana sy fanatontosana ny fifidianana no tokony hataon’ny FFKM fa tsy fiverenenana amin’ny dingana efa vita, hoy i Monja Roindefo.

Hamaky ny tohiny
FTT