Politique

CT Rasolonjanahary Selitiana Zava-dehibe ny filatsahan-kofidian-dRamatoa Lalao Ravalomanana


  • Alatsinainy 06 Mey 2013


 “Tsy olana ho anay ny filatsahan-dRajoelina na mbola nilatsaka ihany koa aza ny vadiny”, hoy ny CT Rasolonjanahary Selitiana avy ao Antanifotsy raha nanontaniana ny heviny momba ity filatsahana tampoka nataon’ny filohan’ny FAT ity. Ny filatsahan-kofidian-dRamatoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy no tena zava-dehibe, hoy izy, ary efa mazava hatrany am-boalohany fa sinema fotsiny no betsaka ataon’ny mpomba ny FAT. Nambarany fa taratry ny tsy fisian’ny demokrasia ny fahabetsahan’ny kandidà amin’izao fotoana saingy ireny no heverin’ny olona fa hanehoana ny heviny satria saika tsy mahazo sehetra amin’ny haino aman-jerim-panjaka ny mpanohitra sy ny maro. Nambarany fa tokony haka lesona amin’io fangejana ny haino aman-jerim-panjakana io ny milaza ho mpitondra. 


Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT