Politique

Fehin-kevitry ny FFKM Hotohananay hatramin’ny farany, hoy i Alain Ramaroson


  • Alatsinainy 06 Mey 2013


 Tsy mampaninona mihitsy ny voalazan’ny fehin-kevitra tety Ivato androany (omaly) alahady 5 mey nilaza ny fandravana ny governemanta sy ny tetezamita ankehitriny, hoy i Alain Ramaroson satria tsy maintsy manaiky ny onjan’ny fanovàna isika ary mila famonjena ny firenena fa tsy hilomano anaty fitiavan-tena sy fangalarana ny harem-pirenena lava izao. Hotohananay hatramin’ny farany io fehin-kevitra io. Mpitondra mihatsaravelatsihy no nisy teto amintsika, hoy izy, alaim-panahy lava haka teny avy ao anaty Baiboly foana isaky ny miteny nefa mifanohitra amin’izany ny zavatra tanterahany. Mila ahitsy izany, hoy izy. Hita taratra tamin’ny fandraisana andraikitry ny FFKM kosa anefa, hoy hoy i Alain Ramaroson, fa firenena miorina amin’ny finoana tokoa i Madagasikara.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT