• Alarobia 08 Mey 2013
Politique.Hajo sy Rajoelina Vaky tanteraka ny ady

Mety ho nofinofy sisa izany fiarahan’ireo mpiara-mitolona tamin’ny 2009 izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2013
Politique.Kandida Vahombëy Niantso tody ireo nangalatra teto amin’ny firenena

Nanao valandresaka ho an’ny mpanao gazety tao Antsirabe ny kandidà Vahombëy na Atoa Rabearison Roland Dieu Donne, ny alatsinainy 06 mey teo ho fampahafantarana fa ofisialy ny maha kandidà azy amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny 24 jolay ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2013
Politique.Mamy Rakotoarivelo Nampaneno lakolosy farany

Manohana ny fanatanterahana ny fifidianana amin’ny 24 jolay izao ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Mey 2013
Politique.Zafilahy Stanislas Niova fiteny

Niseho vatana indray ny filoha lefitry ny Kongresin’ny tetezamita Faritany Toamasina, Zafilahy Stanislas, rehefa nangina tsy re feo.

Hamaky ny tohiny
FTT