- Zoma 10 Mey 2013
Politique.Magro Antsirabe Ho «1er Tour» tokoa i Neny
Hamaky ny tohiny
Mbola resabe ary miteraka adihevitra mandraka ankehitriny ny fampiharana ny lalàna, indrindra manoloana ny fametraham-pialan’ireo mpitondra fanjakana, kandida filoham-pirenena toy ny lehiben’ny faritra, minisitra, parlemantera ary koa ny filohan’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyIfanotofana ny fanaovana tsapa-kevitra na “sondage” amin’ny aterneto taorian’ny fahavitan’ny antsapaka namaritra ny filaharan'ny kandida ao anatin'ny biletan-datsa-bato tokana notontosaina ny alarobia 08 mey teo, teny amin’ny foiben-toeran’ny CENI-T eny Alarobia.
Hamaky ny tohinyMatin-tsikera i Andry Rajoelina sy ny fitondrany omaly nanaovan’ny amiraly Didier Ratsiraka azy nandritra ny fandaharana manokana, nanasan’ny TV Plus azy.
Hamaky ny tohinyHanao veloma ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny ministeran’ny raharaham-bahiny anio i Pierrot Rajaonarivelo, izay efa nilaza fa hametra-pialana mialoha fa tsy hiandry ilay 60 andro mialoha ny datim-pifidianana.
Hamaky ny tohinyVaovao anisan’ny hisarika ny sain’ny maro ny vokatry ny antsapaka hotanterahin’ny CENI-T eny amin’ny foiben-toerany eny Alarobia, anio tolakandro, handaharana ireo kandida 41 nankatoavin’ny CES na Fitsarana manokana misahana ny fifidianana, hifaninana hofidina filoham-pirenena.
Hamaky ny tohiny