Politique

Aingam-panavotana an’i Madagasikara Fanovana mahery vaika no katsahana


  • Talata 07 Mey 2013


 Saika manohitra ny fehin-kevitra teny Ivato avokoa ny ankamaroan’ireo kandida filoham-pirenena. Raha ny fijerin’i Ny Rado Rafalimanana indray dia tsara tokoa ny foto-kevitra fampihavanana ijoroan’ireo Raiamandreny ara-panahy nikarakara ilay dinika saingy tsy manakana ny firosoana amin’ny fifidianana izany. “Na inona zava-miseho dia tsy misy afa-tsy ny fifidianana ihany no lalan-tokana hivoahana amin’ny krizy. Manainga ireo kandida rehetra ny tenako hanao fanambarana miaraka mitaky ny fitazonana ny datim-pifidianana amin’ny 24 jolay”, hoy i Ny Rado Rafalimanana. Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena koa ity farany hanohy hatrany ny fanohanana ny CENI-T amin’ny lafiny rehetra mba hananany fahaleovantena tanteraka. Manentana sahady ny olom-pirenena ihany koa ny tenany hanara-maso ny valim-pifidianana.

Ady amin’ny fahantrana 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT