• Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.VITAL Fampandrosoana “Tokony hampiseho fa tan-dalana ireo kandida”

Handrotsaka kandida amin’ny fifidianana solombavam-bahoaka ny fikambanana VITAL Fampandrosoana na “Vondro Iraisan’ny TAnora Liana Fampandrosoana” Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.Vondrona Eoropeana Nokianin’ny «Force Médiane Mixte»

Manohana 100% ny fampihavanana tontosain’ny FFKM araka izay tinapaka teny Ivato farany teo ny Force Médiane Mixte na ny Hery afovoany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2013
Politique.Ankolafy Ravalomanana Mivoaka mpandresy

Rehefa natao ny kajy rehetra dia karazan’ny nivoaka mpandresy aloha hatreto ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2013
Politique.Andriamatoa Fulgence “Ny CES no hampisy ady an-trano eto”

Maro ny hevitra nivoaka tato ho ato izay, indrindra taorian’ny mazian-dRajoelina ny 03 mey sy ny fivoahan’ny fehin-kevitry ny dinika fampihavanana nataon’ny FFKM ny 05 mey teo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2013
Politique.Albain Rabemananjara Hampidi-kizo ny CES

Velon’ahiahy ny CDE na «Club Développement et Ethique» tarihin’i Albain Rabemananjara manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena tato ho ato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Mey 2013
Politique.Donak'afo : Efa fambara zavatra…

Tsara toerana aok’izany ao anatin’ny bileta tokana Rtoa Lalao Ravalomanana Rakotonirainy. Laharana faharoa izy ka azo antoka fa tena hanamora ny asa ho an’ireo hifidy azy izany

Hamaky ny tohiny
FTT