Politique

Lalao Ravalomanana Mitombo isa ireo mpanohana azy any Tolagnaro


  • Alarobia 08 Mey 2013


 Ankoatra ireo Zanak’i Dada any amin’ny Distrikan’i Tôlagnaro, izay nanao fanamby fa hampandany an’i Neny amin’ny 24 jolay izao, dia fikambanana maro any an-toerana koa izao no miray feo ireo fa hanohana tsy misy fepetra ny kandida Lalao Ravalomanana. Amin’ny ankapobeny dia mitovy amin’ny fitiavan’ny vahoaka ny filoha Marc Ravalomanana ny fitiavana an’i Lalao Ravalomanana. Miandrandra ny hahatongavany any ny vahoaka, izay efa ela niandrasana an’i Neny. Mahakasika ireo izay ho kandidan’i Zanak’i Dada amin’ny fifidianana solombavambahoaka kosa indray dia re fa efa voafidin’ny mpikambana eny amin’ny fototra ireo kandida. Fotoana no sisa andrasana.

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT