• Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.Fifidianana solombavam-bahoaka Ho henjana ny fifaninanana ao Atsimondrano

Ho henjana ny fifidianana solombavam-bahoaka ao Antananarivo Atsimondrano izay Distrika be olona indrindra manerana ny Nosy amin’ity indray mitoraka ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Vonona hanarina ny rava

Nanatontosa ny kongresy voalohany ny antoko Taniko I Madagasikara. Teny amin’ny «Le Cheval d’Or» Ilafy no nanatanterahana izany, ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.Marc Ravalomanana Hentitra ny valin-kafatra

Ny ampitso nivoahan’ilay nolazaina fa fehin-kevitry ny Troika-SADC dia nanazava ny zava-nisy tany Cape Town ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.Mpandraharaha ao Toamasina Manohana ny hanatanterahana ny fifidianana

Manao ranolava ny fanehoan-kevitra avy amin’ny sokajin’olona maro, mikasika ny raharaham-pirenena ankapobeny indrindra taorian’ny nivoahan’ny fehin-kevitry ny mpandray anjara tamin’ny “fampihavanana sy famelan-keloka” nokarakarain’ny FFKM teny Ivato farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.Fanilihana ireo kandida 3 Mamofompofona Frantsay

Araka ny fanazavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ny sabotsy teo teny amin’ny Magro Behoririka dia i Joaquim Chissano no nanao tatitra manoloana ny Troika-n’ny SADC, nivory tsy ara-potoana tao Cape Town Afrika Atsimo tamin’ny zoma 09 mey teo, ary nandroso hevitra fa tokony ho sintonina ny filatsahan-kofidian’ireo kandida telo (Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana, Didier Ratsiraka).

Hamaky ny tohiny
FTT