• Talata 14 Mey 2013
Politique.Fivorian’ny mpitolona 2009 Nofoanana fa matahotra tsy ho lany ny kandida tohanany

Nofoanana fa matahotra tsy ho lany ny kandida tohanany Maro amin’ny vahoaka mpanara-baovao ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania no gaga sy valalanina raha nandre ny filazana fialan-tsiny nambara tamin’ny haino aman-jery tao Ambositra fa tsy raikitra indray ilay fivorian’ny mpitolona ny taona 2009 saika hatao tao Ambositra ny sabotsy 11 mey sy alahady 12 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2013
Politique.Tolagnaro Ifanotofan’ireo kandida filoham-pirenena

Mifaninana maka ny fo sy manao pi-maso any Tolagnaro ireo mpanao pôlitika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2013
Politique.Fifidianana Ny vahoaka no hitsara !

Raha ny fahitana ny fizotry ny toe-draharaha, hatreto aloha dia tsy misy mieritreritra ny hitsoaka an-daharana izany ireo kandida lehibe telo, niangavian’ny Troika-SADC mba hiala dia i Andry Rajoelina, Lalao Ravalomanana ary Didier Ratsiraka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2013
Politique.Zanak’i Dada ao Fandriana Manohana 100% an’i Lalao Ravalomanana

Tafapetraka tamin’ny fomba ôfisialy tao Fandriana ny sabotsy 11 mey 2013 teo ny kômity mpanohana ny fandaniana an’i Neny Lalao Ravalomanana ao amin’ny Distrika Fandriana, Faritra Amoron’i Mania.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Mey 2013
Politique.Magro Behoririka Manamasaka ny fiatrehana ny fifidianana

Hetsika tony no nentin’ny tao amin’ny Magro Behoririka niainana ny faha-41 taonan’ny hetsi-bahoaka notarihin’ny mpianatra tamin’ny 13 mey 1972.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Mey 2013
Politique.Donak'afo : Sinema handavoana an’i Neny

Marina fa anaty krizy i Madagasikara tato anatin’ny efa-taona izao, krizy noho ny fifandirana politika sy ny fanonganam-panjakana ; fa krizy ihany koa noho ny tsy fahamatorana sy fitiavantenan’ny mpanao politika, ary krizy noho ny hafetsifetsen’ny sehatra iraisam-pirenena, krizy noho ny tsy fahampian’ny fahalalan’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT