- Talata 16 Jolay 2013
Politique.Fifidianana Solombavambahoaka Iray lisitra amin’ny TGV Ralaiseheno Guy Maxime
Nanatitra ny antontan-taratasy filahatsany hofidiana solombavambahoaka teny amin’ny biraon’ny OVEC Distrikan’Atsimondrano Tsaralalana omaly maraina Ralaiseheno Guy Maxime sy ireo mpiray lisitra aminy. Miisa 5 izy ireo no ao anatin’ny lisitra natolotry ny fikambanana “Atsimondrano Mandray Andraikitra”, ka Ralaiseheno Guy Maxime no lohalisitra amin’izany.
Hamaky ny tohiny
