- Alatsinainy 15 Jolay 2013
Politique.Malagasy Miara-Miainga Fifidianana filoham-pirenena amin’ity 2013 ity
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy mahafantatra ny mahazo ny vahoaka Malagasy mihoatra an’ireo Raiamandreny am-panahy 4 mirahalahy ireo ry Leonardo Simao sy Joaquim Chissano miaraka amin’ny GIC-M, hoy ny mpampankateny eny amin’ny Kongresin’ny tetezamita, Randriampilamanana Rostand.
Hamaky ny tohinyI Neny Lalao Ravalomanana no tena atahoran-dRajoelina mafy, hoy ny CT Sazalahy Tsianihy, satria tsy mahita hotenenina amin’ity kandidà ity izy rehefa ho tonga tokoa ny fifaninanana fifanasana vangy amin’ny fampielezankevitra.
Hamaky ny tohinyVaky barara indray ny PDS-n’Antsirabe, Atoa Razafindrainony Lala Marie Beryl raha niresaka tamin’ny mpanao gazety fa tsy araka mihitsy ny fanalana ny fako ao an-tampon-tanànan’Antsirabe amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohinyNamoaka fanambarana misy fehin-kevitra lehibe fito omaly hariva ny ankolafy Ravalomanana, omaly, manamafy fa tanjon’ny tondrozotra ny fametrahana fitondrana tetezamita tsy miandany mitondra mankany amin’ny fifidianana azo antoka, malalaka ary madio sy mangarahara eto Madagasikara
Hamaky ny tohinyEfa manakaiky ihany ve ny farany sa ahoana ? Io no fanontaniana mipetraka any an-dohan’ny tsirairay any indray amin’izao fotoana.
Hamaky ny tohiny