- Sabotsy 20 Jolay 2013
Politique.CT Randrianantenaina José “Tsy hisy fifidianana raha tsy misy fampihavanana”
Anisan’ny nanaitra ny maro ny tsy mbola nahitana ny lisitry ny kandidà solombavambahoaka avy amin’ny antoko Zanak’i Dada ao Vakinankaratra, indrindra fa ho an’Antsirabe voalohany sy faharoa ka nezahana nanontaniana an’Atoa Randrianantenaina José, mpikambana eo anivon’ny Kongresin’ny tetezamita no sady mpandrindram-paritr’ity antoko ity ao Vakinankaratra.
Hamaky ny tohiny