• Zoma 12 Jolay 2013
Politique.FFKM Manitsoka an-dRajoelina sy Beriziky

Niala tamin’ny fahanginany ny FFKM manoloana ireo sahoan-dresaka nandeha. Nanao fanambarana ireo raiamandrenim-piangonana efatra mirahalahy omaly, manamafy ny fahavononan’izy ireo hanohy ny asa fampihavanana efa natombony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2013
Politique.Hajo Andrianainarivelo Mitety an’i Vakinankaratra

Misoko mangina ny kandidà Hajo Andrianainarivelo ao Vakinankaratra amin’ny fampielezan-kevitra alohan’ny fotoana, tahaka ny ataon’ny filohan’ny tetezamita ihany koa izay mitety faritra manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2013
Politique.Lezava Fleury Manohana feno ny FFKM

Manohana feno ary mbola mampahery ireo raiamandreny am-panahy mivondrona ao amin'ny FFKM i Lezava Fleury, filohan'ny antoko Harena amin'ny fitadiavam-bahaolana eto amin'ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2013
Politique.Mahafaritsy Samuel Lalaovin’ny vahiny isika satria tsy miray hina

Nilaza ny fomba fijeriny ny raharaham-pirenena tao amina onjampeo tsy miankina iray eto an-drenivohitra, omaly i Mahafaritsy Samuel, filohan’ny Antenimieram-pirenena tamin’ny fitondrana Ravalomanana, ary efa masoivoho malagasy tany Alzeria.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2013
Politique.Mpanelanelana vahiny Nilanjan’ny olona sorabaventy teny Antaninarenina

Nihaona tamin’ireo delegasiona mpanelanelana vahiny handamina ny krizy eto Madagasikara ny vondron’olona tafintohina amin’izao zava-misy eto amin’ny firenena izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Jolay 2013
Politique.Iraky ny Vondrona Afrikanina, SADC… Manafintohina

Miakatra ny maripana. Omaly no nanomboka nihaona tamin’ireo vondrona politika ny iraky ny Vondrona Afrikanina (CPS), SADC, COI-OIF

Hamaky ny tohiny
FTT