• Alarobia 17 Jolay 2013
Politique.Ny Rado Rafalimanana Misintaka tsikelikely ireo mpanohana azy

Nisintaka tamin’ny kandida Ny Rado Rafalimanana ary milaza ny tsy hanohana azy intsony amin’ny fifidianana filoham-pirenena ny antoko Gasy Manan-karena no Tanjona na GMT, noho ny tsy fanajan’ity kandida ity ny fifanarahana sy ny tsy fitoviam-pijery intsony manoloana ny toe-draharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2013
Politique.Me Rasamimaka Mahefalahy “Don-tandroka ny an’ny GIC-M”

“Natao ihany ny tsy hiteny fa tena manao an’i Madagasikara ho ambany fahefany fa tsy mahaleotena ny GIC-M amin’ny fehin-teniny farany teo”. Izay no nambaran’ny Maitre Rasamimaka Mahefalahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Jolay 2013
Politique.Dr Rakotomalala Harry “Teren’ny GIC-M hikorontana ny Malagasy”

Nampiaka-peo manoloana ny fihetsik’ireo mpandamina ny krizy Malagasy ny Dr Rakotomalala Harry, Malagasy mpanaraka vaovao politika sady mijoro milaza ny marina amin’ny maha mpiaro ny osa azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2013
Politique.Firotsahan-kofidiana ho solombavambahoka Nihazakazaka tamin’ny ora farany ireo kandidà maro omaly

Nanao tsy omby aloha nihazakazaka ireo kandidà hiatrika ny fifidianana solombavambahoaka omaly alatsinainy 15 jolay nanatitra ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiana noho ny maha-andro farany voalazan’ny lalàna fa fanaterana izany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2013
Politique.Fifidianana solombavambahoaka Nihazakazaka ireo kandida ao Antsirabe I

Niisa sivy hatreto ny kandidà nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany tao amin’ny biraon’ny OVEC Distrikan’Antsirabe voalohany omaly alatsinainy 15 jolay. Nilaharana mihitsy moa ny tao amin’ny CED Antsirabe io andro io, izay voafaritry ny lalàna fa hifaranan’ny fametrahana ny filantsaha-kofidiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jolay 2013
Politique.Mme Charline - Kandidà Taniko Madagasikara Mila vehivavy sahy mandray andraikitra Ambohidratrimo

Tonga ny fotoana anehoana ny fampitoviana lenta ny lahy sy ny vavy anaty miralenta, hoy Rtoa Ralalatiana Vololoniaina Charline kandidà ho solombavambahoaka atolotry ny Taniko Madagasikara nanatitra ny antontan-taratasy filatsahany teny amin’ny CED (Commission Electorale du District) Ambohidratrimo omaly alatsinainy 15 jolay.

Hamaky ny tohiny
FTT