- Alatsinainy 22 Jolay 2013
Politique.Manandafy Rakotonirina Mandresy ny tolona
Nitondra fanazavana sy ny fomba fijeriny ny raharaham-pirenena nanoloana ireo vahoaka tonga maro tao amin’ny Magro Behoririka i Manandafy Rakotonirina ny sabotsy 20 jolay teo. Isika no nahavita propagandy efa-taona, tsy nokaramaina.
Hamaky ny tohiny