- Zoma 26 Jolay 2013
Politique.CT Rarison Hilarion Vahaolana ho an’i Fianarantsoa ny fialan’i Pety
Ny vahaolana tsotra indrindra ho an’i Fianarantsoa, hoy ny CT Rarison Hilarion voatendry avy amin’iny Faritr’i Matsiatra Ambony iny, dia ny fialan’ny PDS Pety Rakotoniaina.
Hamaky ny tohiny