Politique

Ranaivoson Henri Roger Kandidŕ i Neny, hampandany azy ny KMNR


  • Alatsinainy 22 Jolay 2013

Na inona na inona sakana sy fampitahorana, i Neny dia kandidŕ. Hentitra Ranaivoson Henri Roger nilaza izany tetsy amin’ny Magro Behoririka ny sabotsy teo.

Mpiara-miasa akaiky tamin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana Ranaivoson Henri Roger ary ankehitriny dia tompon’andraikitra ao amin’ny KMNR na ny Komity Mampandany an’i Neny Ravalomanana ny tenany. Nilaza izy fa tsy komity vaovao ny KMNR fa ny KMMR tamin’ny 2001 ihany no niova ho KMNR. Nambarany fa efa mijoro ny KMNR ary hipaka eran’ny faritra. Manana vina lavitra isika, hoy Ranaivoson Henri Roger ary ny tany tsy misy vina dia sahirana. Raha resaka demokrasia, hoy izy dia ny Amerikanina no tompony ary noporofoiny izany tamin’ny toe-draharaha eto Madagasikara ka isaorany azy ireo.

RHR

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT