- Alatsinainy 29 Jolay 2013
Politique.Radavidson Andriamparany Benjamin “Aoka ho sahy, fa aza mitranga mihemotra !”
Manao antso ny mba hibanjinana ny fiainam-pirenena Atoa Radavidson Andriamparany Benjamin. Aoka izay ny fanaovana tsinontsinona ny fiainam-bahoaka, hoy ity kandida filoham-pirenena atolotry ny FFF (Firaisam-pirenena ho an'ny Fahafahana sy Fandrosoana) ity, fa ny firenena no ndao hojerena.
Hamaky ny tohiny