• Talata 30 Jolay 2013
Politique.Kongresin’ny tetezamita Sinema no betsaka

Lany tsy nasiam-panovana araka izay nanoloran’ny governemanta azy ny 24 jolay 2013 teny anivon’ny fivoriana nitambaramben’ny Kongresin’ny tetezamita omaly, ilay volavolan-dalàna 013/2013 manova sy mameno ny fepetra sasantsasny amin’ny lalàna 2012-014 tamin’ny 30 jolay 2012 nananganana ny rantsam-pitsarana manokana CES.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2013
Politique.Lalao Ravalomanana Nanome hery ny Zanak’i Dada tany Besalampy

Tany Besalampy Faritra Melaky Rtoa Lalao Ravalomanana, kandida filoham-pirenena, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2013
Politique.Andry Rajoelina Tsy nampanantena ny miaramila intsony?

Somary nahagaga fa hafa mihitsy ny fomba firesaky ny filohan’ny tetezamita, Andry Rajoelina nandritra ny famoahana ny andiana manamboninahitra faha-34 tao amin’ny Akademia miaramila Antsirabe ny zoma 26 jolay teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2013
Politique.Atoa Fulgence “Tsy hanova ny didy efa nivoaka ny fanovana ny mpikamban’ny CES”

“Raha ny zava-nisy dia tena diso ny CES tamin’ny didy navoakany noho ny fisian’ireo kandida tsy nanaraka ny lalàna nefa nekeny ho mpifaninana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jolay 2013
Politique.Dr Rakotomalala Harry “Manala baraka mpitsara ny fanovana ny CES”

Niteraka adihevitra teo amin’ireo olom-pirenena mpanara-baovao politika ny fihetsika sy fanerena amin’ny fanovana ny mpikamban’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana na CES.

Hamaky ny tohiny
FTT