- Alarobia 31 Jolay 2013
Politique.Lapa maitso Anosikely Nivoaka ny efitra fivoriana ny Ankolafy Ravalomanana
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Efa ela izahay no nilaza fa tsy hahavaha ny krizy io tondrozotra io, hoy ny filohan’ny antoko RDR, Paul M’Pody.
Hamaky ny tohinyRoa volana sazy mihantona.
Hamaky ny tohiny55 taona nitolomana ny antoko Monima izay naorin’i Monja Jaona. Nandray anjara hatrany tamin’ny raharaham-pirenena ny antoko nanomboka tamin’ny taona 1958 hatramin’izao vanim-potoana misy ankehitriny izao.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Nametraka ny taratasy filatsahany hofidiana solombavambahoaka tao amin’ny OVEC Ambatondrazaka ny sabotsy 27 jolay teo ny kandida atolotry ny fikambanana Andrin’i Madagasikara (Association Nationale pour le Développement Rural et Industriel de Madagascar) ny dokotera Rasoanaivo Elie.
Hamaky ny tohiny