• Alarobia 21 Aogositra 2013
Hery Rajaonarimampianina
Kandida sisam-pidy

Miampy iray indray ireo minisitra am-perinasa nirotsaka hofidiana filoham-pirenena. Nanatevin-daharana an’i Hajo Andrianainarivelo, Tabera Randriamanantsoa ary Pierrot Rajaonarivelo koa ny minisitry ny fitantanam-bola sy ny tetibola, Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2013
Rafidinjatovo Zafimahaleo
Miantso ny Malagasy hanohana ny antson’ny FFKM

Manao ranolava ny fanehoan-kevitry ny olom-pirenena manoloana ny zava-misy eto amin’ny firenena taorian’ny nanilihan’ny CES kandida filoham-pirenena valo be izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2013
Atoa Andriamampianina
Manahy ny tsy hisian’ny fifidianana

Efa nampoizina ny fanesorana ireo kandidà telo izay notakian’ny vondrona iraisam-pirenena raha ny fanehoan-kevitra tetsy sy teroa nialoha ny nitsanganan’ny CES vaovao no zohina, hoy Atoa Andriamampianina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2013
Leader Fanilo Vakinankaratra
Nesorina ny mpitarika teo aloha

Nesorin’ny foiben’ny antoko Leader Fanilo tamin’ny toerany ny mpitantana ny antoko ao Vakinankaratra teo aloha vokatry ny disadisa anatiny nateraky ny fanohanana kandidà filoham-pirenena tsy nankatoavin’ny foibe ka nitarika fivakisan’ny antoko tao Vakinankaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Aogositra 2013
Randriamamizafy Ignace
Nandika lalàna ny CES ka tokony hotoriana

Raha namoaka lalàna araka ny fiheverany azy noho ny resaka politika ireo mpikambana tao amin’ny CES teo aloha, hoy ny CT Randriamamizafy Ignace avy any Moramanga, dia tena mandika lalàna tsotra izao kosa ity CES vaovao ity amin’ny fanapahan-kevitra navoakany ka tokony hotoriana.

Hamaky ny tohiny
FTT