• Alarobia 21 Aogositra 2013
Kandida filoham-pirenena
Dimy tamin’izy valo voailika no nihetsika

Hariva omaly vao mena fify teny amin’ny CES Ambohidahy. Niandry ny ora farany ireo kandida nailiky ny CES tsy afaka hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena manaraka eo vao nihetsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Aogositra 2013
Atoa Ricky Dinh-Van Pagni
“Olona voasazin’ny fitsarana ve no ho filoha eto ?”

“Tsy misy manaiky ireny didy manilika sy manosihosy ny zom-pirenen’ny Malagasy navoakan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana ireny. Efa didy tsy azo ivalozana no nambaran’ny lalàna, ka nahoana no kitihina sy azo ivalozana tampoka ?”.

Hamaky ny tohiny
FTT