- Sabotsy 17 Aogositra 2013
AMF.3FM
Nifamotoana tetsy amin’ny CES Ambohidahy izahay ny zoma 16 aogositra, hoy ny Rév. Satrobory nanaporofon’ny Ankolafy Ravalomanana fa miray hina izahay ary miray feo koa fa tokana ny kandidà ho filoham-pirenena tohananay dia i Neny Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny