Zanak’i Dada Tolagnaro

> Manohitra ny fanapahan-kevitry ny CES


  • Alakamisy 22 Aogositra 2013


Tsy ny eto an-drenivohitra ihany fa hatrany amin’ny Faritra no manohitra ny fehin-kevitra navoakan’ny CES vaovao ny sabotsy 17 aogositra teo, nanilika kandida valo tamin’ireo 41 neken’ny CES teo aloha hifaninana amin’ny fifidianana filoham-pirenena. Anisan’izany ny  Zanak’i Dada Tolagnaro tarihin’Atoa Mosa Tahiry. Milaza izy ireo fa tsy hanaiky velively ny fanesorana an’i Neny. I Dada ve efa nandefitra tsy nilatsaka dia ahoana indray no mbola hanelingelenana ny filatsahan-kofidian’i Neny. Amin-dry zareo dia tsy misy mahasolo an’i Neny fa, “i Neny avao ro Neny”. Mitaona ny Malagasy tia tanindrazana rehetra ny ankolafy Ravalomanana any Tolagnaro hanambatra ny hery ho iray, hanoherana ny tsy rariny sy ny fanjakazakana ataon’ireo voanjo vaovao.

 

 

Natiora OTH

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT