• Sabotsy 24 Aogositra 2013
Bileta tokana
33 ny kandida, 41 ny laharana

Tsy nisy antsapaka vaovao, notazonina ny laharan’ny kandida tamin’ny 08 mey 2013. Izay no marimaritra niraisan’ireo kandida filoham-pirenena niara-nivory tamin’ny CENIT omaly teny Alarobia.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Aogositra 2013
Datim-pifidianana
Mizarazara ny hevitry ny mpanao politika

Mizarazara be ihany ny hevitry ny mpanao politika mikasika ny tetiandrom-pifidianana nofaritan’ny CENI-T miaraka amin’ny Firenena Mikambana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Aogositra 2013
Rabetsaroana Sylvain
Hafahafa ny bileta tokana hisafidianana

“Tsy nisy ny antsapaka vaovao ho anay kandidà 33 tavela na dia izay aza no nandrasana teto amin’ity biraon’ny CENI-T ity androany zoma 23 aogositra”, hoy ny kandidà Rabetsaroana Sylvain avy amin’ny PNJ-Mazava, fa ny laharana fony mbola kandidà 41 ihany no natao tenierana fa hotazonina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Aogositra 2013
Fanilihana an’i Neny
Mazava ny resaka ankehitriny

Anio vao hiteny sy hilaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena, manodidina ny fifidianana indrindra indrindra i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
FTT