• Talata 27 Aogositra 2013
Tanora MDM
Misaritaka sahady ny ao Antsirabe

Niala an-daharana ny lisitra fiandry faharoa ao amin’ny kandidàn’ny Tanora MDM izay hifaninana ho solombavambahoaka ao Antsirabe I.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013
Pety Rakotoniaina
Mampiana-dratsy ny mpahay lalàna Malagasy

Tsy nitsitsy fitenenana ny PDS-n’i Fianarantsoa sady filoha nasionalin’ny antoko Tambatra, Atoa Pety Rakotoniaina, raha naneho ny heviny momba ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny, indrindra manodidina ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013
Rabetsaroana Sylvain
Manahy ny ho fivadiky ny tantara

Mampihomehy no sady sadasada ny fanomanana ny fifidianana eto amintsika, hoy ny kandidà Rabetsaroana Sylvain satria toy ny kitoatoa izany. Nandalo tao Antsirabe ny tenany ny faran’ny herinandro teo ary nilaza fa isika Malagasy ve dia tsy mahalala ny rariny sy hitsiny intsony mihitsy ?

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Aogositra 2013
Dr Benessy Harison Sébastien (FIMAMI)
“Atahorana ny faharavan’ny tondrozotra”

Anisan’ireo kandida ho solombavambahoaka ao Toamasina ny Dr Benessy Harison Sébastien mitarika ny FIMAMI na Fikambanan’ny Malagasy Mijoro. Ny zava-misy no mampanahy azy amin’ny mety ho faharavan’ny tondrozotra, anisan’ny lalàna mampihodina ny tetezamita. Nisy ny resaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 24 Aogositra 2013
J. Chissano – A. Rajoelina
Niara-niala omaly teto Madagasikara

Fifanojoan’ny fandaharam-potoana sa hetsika efa nomanina ? Niara-nandao an’i Madagasikara omaly mantsy ny iraka mpanelanelana avy amin’ny SADC notarihin’ny filoha mozambikanina teo aloha Joaquim Chissano sy ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
FTT