• Alarobia 28 Aogositra 2013
Lalao Ravalomanana
Mahazo vato maherin’ny 50%

Mazava ny resaka : “1er tour dia vita” ! Fanontaniana maro no napetraky ny orinasa anglisy Bell Pottinger tamin’ireo olom-pirenena manerana ny Nosy miisa 1.000 mikasika ny zava-misy sy iainana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2013
Minisitra kandida
Adihevitra ny fanoloana azy ireo

Tsy mbola tena nisy ny fanapahan-kevitra hentitra sy mazava momba ny fanoloana ireo minisitra kandida ka tsy maintsy nametra-pialana. Ny praiminisitra Beriziky Jean Omer dia efa nanolotra hevitra ihany hoe ireo sekretera jeneraly no atao solon’ireo minisitra miala.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Aogositra 2013
Kandida ho depiote
Tafakatra 12 ny mpifaninana ao Antsirabe I

Tafakatra 12 ankehitriny amin’izao ny mpifaninana hiady ny toeran’ny solombavambahoaka ho an’ny Distrikan’Antsirabe I.

Hamaky ny tohiny
FTT