Andriamahafaly Ndimbisoa Mamy

> Rariny ny fialan’ny ankolafy Ravalomanana


  • Talata 27 Aogositra 2013


 

Mba ho fanajana sy fanatanterahana ny fifampifehezana anaty antoko dia heverinay fa ara-drariny ny ny fametraham-pialan’ny olon’ny ankolafy Ravalomanana any anaty andrimpanjakana rehefa izay no baiko omen’ny mpitarika azy, hoy ny MCT Andriamahafaly Ndimbisoa Mamy avy amin’ny MDM. Tsy ahiana hisy fiantraikany amin’ny fizotran’ny fifidianana ho avy izany, hoy izy, ary efa an-dalana aza ny fanontan’ny CENI-t ny biletàm-pifidianana satria tsy azo atao kilalao ny raharaham-pirenena. Ankasitrahan’ity MCT ity ny fanapahan-kevitry ny filohan’ny tetetazamita Andry Rajoelina nanaiky nesorina tsy ho kandidà ka narahabainy manokana tamin’ny alalan’ny fandefasana taratasy ho azy izany. Antso avo no ataoko amin’ny vahoaka Malagasy tsy an-kanavaka mba hifanome tanana, hoy hatrany ny MCT Ndimbisoa Mamy ho fampandrosoana ny firenena.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT