- Alakamisy 29 Aogositra 2013
Zanak’i Dada
Miandry baikom-pitolomana
Miandry ny toromarika avy amin’ny filoha Marc Ravalomanana ny Zanak’i Dada ny amin’izay ho tohin’ny tolona, taorian’ny nandavan’ny CES ny fangatahan’ny ankolafy Ravalomanana hanolotra kandida ho solon’i Lalao Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny