• Zoma 30 Aogositra 2013
Albain Rabemananjara (CDE)
Fatiantoka fotsiny ny tetezamita

Raha olom-pirenena maro ankehitriny no tsy resy lahatra amin’ny hisian’ny fifidianana amin’ity taona ity dia ny Malagasy mamela handalo fotsiny ny vanim-potoana tokony hanorenana firenena anjakan’ny fihavanana sy firaisankina araka ny soatoavina malagasy mihitsy no mampanahy ny Club Développement et Ethique (CDE).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Aogositra 2013
Atallah Béatrice
Manahy krizy vaovao tena mahery vaika

Nidina tampoka tany amin’ny faritra Anôsy iny ny alarobia teo Rtoa Atallah Béatrice, filohan’ny CENI-T. Nisy ny fihaonany tamin’ireo solontenam-panjakana any an-toerana, nanazavany bebe kokoa ireo tsara ho fantatra amin’ny fiatrehana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 30 Aogositra 2013
Fetison Rakoto Andrianirina
Manao pi-maso amin’ny Zanak’i Dada

Mihazakazaka ny fandehan’ny raharaham-pirenena. Be no miahiahy ny hisian’ny fifidianana filoham-pirenena taorian’ny nanilihan’ny CES ny kandidan’ny ankolafy Ravalomanana. Aza avela ho ny hafa no hamaritra ny hoavinao sy ny ankohonanao, hoy i Fetison Rakoto Andrianirina tamin’ny resaka nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aogositra 2013
Ankolafy Ravalomanana Maroantsetra
«Ampiharo aloha ny tondrozotra»

Namoaka fanambarana milaza ny heviny momba ny raharaham-pirenena ny ankolafy Ravalomanana avy any amin’ny Distrikan’i Maroantsetra ny 21 Aogositra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aogositra 2013
Anteza Manakara
Nanome tso-drano ny kandidà Hajo Andrianainarivelo

Nahazo tso-drano tamin’ny Mpanjaka tao Anteza, Distrikan’i Manakara ao amin’ny faritra Vatovavy Fitovinany, ny kandidà Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Aogositra 2013
Fikambanana FIZIM
“Fifidianana ho an’ny mpanam-bola no hitranga eto”

“Ho tanteraka ny fifidianana raha ny fahitako azy, raha mahita ny fihetsiketsehan’ireo vahiny mpamatsy vola sy ny vaomiera manokan’ny fifidianana (CENIT) ary ny Firenena Mikambana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT