• Alatsinainy 02 Septambra 2013
Vehivavy ankolafy Ravalomanana
Manohitra ny fanilihana an’i Neny

Nilaza ny heviny manoloana ny raharaham-pirenena ny vehivavy ankolafy Ravalomanana ny sabotsy antoandro teo nialoha ny nanomezan’ny filoha Ravalomanana toromarika ireo mpiara-dia amin’ny tohin’ny tolona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Aogositra 2013
Parti-HAVANA
Manahy ady an-trano

Ny fitoniana aloha no tokony hokatsahina voalohany amin’izao vanim-potoana misy antsika izao fa tsy fahendrena mihitsy ny fikarakarana fifidianana amin’izao zava-misy iainan’ny firenena izao, hoy ny Parti-HAVANA (Hasin’ny Vahoaka Navotana) tarihan’Atoa Rabenala José.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Aogositra 2013
Faneva Raholdina
Mila atsangana ny vovonan’ny mpanohitra

Tsy dia hisy fiantraikany loatra amin’ny fitondrana ankehitriny ny fidinana an-dalambe, hoy Atoa Faneva Raholdina mpandinika ny fiainam-pirenena, fa tsy hahazoam-bokatra mivaingana avy hatrany eo amin’ny tolona atao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Aogositra 2013
Camille Vital
Maka volontany tao Mahajanga

Mamofompofona propagandy sahady ny tanàna. Milomay ireo kandida niara-dia tamin’i Andry Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Aogositra 2013
Hery Rajaonarimampianina
Namaky lay tao Fianarantsoa

Ny renivohitr’i Betsileo no nofidian’ny minisitry ny fitantanam-bola teo aloha Hery Rajaonarimampianina, hisehoana voalohany amin’ny maha kandida filoham-pirenena azy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 31 Aogositra 2013
Terre des progrès
Manohitra ny fanilihana ny kandidà Lalao Ravalomanana

Manao ranolava ny fanambarana manohitra ny fanilihana ny kandida Lalao Ravalomanana tsy handray anjara tamin’ny fifidianana. Sakana ho an’ny demokrasia izao, hoy ny «Terre de progrès» tamin’ny alalan-dRakotomahanina Manou, filohany, izay mandalo eto an-tanindrazana noho ny toe-draharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT