• Talata 03 Septambra 2013
Fanilon’i Madagasikara
Hanolo ny birao nasionaly

Ao anatin’ny zaikabe faha-8 tanteraka ny Fikambanana Skoto Zavavavy Katolika, na “Fanilon’i Madagasikara nanomboka omaly 2 septambra ka hatramin’ny 8 septambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Septambra 2013
Sazalahy Tsianihy sy ny ankolafy Ravalomanana
Miala i Attalah Béatrice, ravao ny CES , ahemory ny fifidianana

Mitaky ny fialan’i Atallah Béatrice filohan’ny CENI-T sy ny fandravana fanindroany ny mpikambana CES tarihan’ny filohany fa tsy ara-dalàna no ty manara-dalàn ary koa mitaky ny fanemorana tsy misy hatak’andro ny datim-pifidianana nofaritan’ny Ceni-t farany teo izahay Ankolafy Ravalomanana, hoy ny MCT Sazalahy Tsianihy, noho ireto antony manaraka ireto izay tafiditra anatin’ny « cas de force majeur ».

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Septambra 2013
Botozaza Pierrot
Namory Tangalamena sy Olobe

Namory ireo Tangalemana sy “Notables” ary ireo lehiben’ny fikambanana ara-poko misy ao Toamasina renivohitra sy ny manodidina ny praiminisitra lefitra Botozaza Pierrot ny sabotsy maraina teo, tao amin’ny trano fandraisam-bahiny “Melville” Ambolomadinika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Septambra 2013
Raharahan’i Madagasikara
Hodinihina any Addis Abeba amin’ny 06 septambra

Nitafa nivantana tamin’ny vahoakan’i Vakinankaratra araka ny fampanantenany ny filoha Ravalomanana ny sabotsy 31 aogositra lasa teo tao amin’ny kianjan’ny Magro Antsirabe. Nambarany tamin’izany fa nahomby ny fifandresen-dahatra nataony tamin’ny vondrona SADC.

Hamaky ny tohiny
FTT