- Alarobia 04 Septambra 2013
Rasolosoa Dolin
Mitandro ny tsy fitanilana
Hamaky ny tohiny
Manolona ny adihevitra lehibe mahakasika ny mety hisian’ny fifidianana na tsia dia mazava ny hafatra ho an’ny kandidà Ravalison Clément Zafisolo atolotry ny antoko AME (Antoko Miombon’Ezaka).
Hamaky ny tohinyNidina ifotony nijery ny olan’ireo mpivarotra tao amin’ny tsena Tranon-jiro sy Ambolomadinika Toamasina ny filoha nasionalin’ny antoko MTS, Roland Ratsiraka, omaly talata 3 septambra.
Hamaky ny tohinyMitaky ny fialan’i Atallah Béatrice filohan’ny CENI-T sy ny fandravana fanindroany ny mpikambana CES tarihan’ny filohany fa tsy ara-dalàna no tsy manara-dalàna ary koa mitaky ny fanemorana ny datim-pifidianana nofaritan’ny CENI-T farany teo izahay, hoy i Sazalahy Tsianihy.
Hamaky ny tohiny«Tsy miova ny fomba fijerinay ao amin’ny FFF (Firaisam-pirenena ho an'ny Fahafahana sy Fandrosoana) fa isika Malagasy ihany no mila mamaha ny olantsika», hoy Atoa Radavidson Andriamparany raha nanontaniana ny heviny momba ny raharaham-pirenena.
Hamaky ny tohinyMbola mitoetra hatrany ny ahiahy ny amin’ny hahatomombana an-tsakany sy an-davany ny fifidianana, raha araka ny hevitr’Atoa André Rasolo, mpampianatra eny amin’ny oniversite ary efa manana traikefa amin’ny fikarakarana sy fanaraha-maso ny fifidianana.
Hamaky ny tohiny