Fikambanana manohana an’i Dada

> Afaka mitondra hevitra sy miato-tena ho any Afrika Atsimo


  • Alatsinainy 02 Septambra 2013


Nahafaly anay, toa an’ireo mpitolona mikatsaka ny famerenana an’I Dada an-tanindrazana,  ny fanazavan-kevitra sy soson-kevitra nomen’ny filoha Marc Ravalomanana tamin’ny alalan’ny fitafana nivantana an-telefaonina nifanaovany tamin’ny vahoaka tetsy amin’ny Magro Behoririka tamin’ny sabotsy 31 aogositra  ireny, hoy ny vondron’ireo fikambanan-tsamihafa niara-nitolona nandritra ny 4 taona sy tapany teny an-kianja (Ambohijatovo, Magro Ankorondrano ary Magro Behoririka) ahitana ny KMA Talatamaty, ny Vami, ny Pro-Ravalomanana sns…  Mba angatahanay asiana fampiharana mivantana kosa anefa, hoy izy ireo, izany hoe famondronan-kery miainga avy ao amin’ny mpanohana an’i Dada izany ka izahay rehetra tsy tafiditra anaty rafitra ankolafy Ravalomanana ireo dia mba manana ny hevitray manokana ihany koa azo hatolotra ny raiamandreny any Afrika Atsimo ary afaka miato-tena mandeha any izahay fa aleo hifanatrehana eo imason’ny tompony ny tsy fitovian-kevitra hamondronana hery vaovao fa tsy ho feon-dakolosy tokana hatrany no ho henony.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

  • VMFR
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Hafaingano ny dinika politika

  • Kolonely Randrianirina Michael
  • Alarobia 14 Oktobra 2026

Mila mifoha isika

Hijery ny tohiny
FTT