- Alakamisy 05 Septambra 2013
HAFARI Malagasy
Tsy ho tana ny fihetseham-bahoaka
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Mafy tokoa izany mbola te-hitazona ny hena antanan-tsaka izany fa dia miharihary toy ny kary am-pamoloana ankehitriny ny fihetsik’ireo mpitondra ny tetezamita eto amintsika miady mafy amin’ny fifikirana amin’ny seza, hoy ireo andiana tanora mivondrona ao amin’ny Malagasy Mpandinika ny Raharaham-Pirenena.
Hamaky ny tohinyNy filoha Marc Ravalomanana tompony mihitsy no milaza, hoy Raveloson Constant fa matanjaka ny antokony na dia efa nivatravatra nanala ny saron-tavany aza ny Frantsay nanampy an’i Andry Rajoelina.
Hamaky ny tohinyManaraka hatrany ny fizotry ny toe-draharaham-pirenena misy, indrindra ny lafiny politika ny vahoaka any amin’ny Faritra Atsimo Andrefana sy ny faritanin’i Toliara iray manontolo.
Hamaky ny tohiny