• Sabotsy 07 Septambra 2013
Vovonana Ho an’ny Tanindrazana
Mitsipaka marindrano ity fifidianana atao amboletra ity

Mitombo isa hatrany ireo fikambanana sy vondrona manohitra ny fifidianana filoham-pirenena kasaina hotontosaina amin’ny volana oktobra izao. Mivondrona anaty vovonana iray atao hoe : “Ho an’ny Tanindrazana” ireo mpanao politika sy fiarahamonim-pirenena mitovy hevitra izay samy mitsipaka io fifidianana io.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 06 Septambra 2013
Ankolafy Ravalomanana
Nitombo hery, tsy maintsy tafody i Dada

Tafaverina an-tanindrazana omaly tolakandro ny delegasion’ny Ankolafy Ravalomanana notarihan’Atoa Mamy Rakotoarivelo, rehefa avy nivahiny tatsy Afrika Atsimo nandritra ny roa andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2013
Dr Randriamiarisoa Joseph
Mila alamina ny firenena

Miaina ao anatin’ny savorovoro sy disadisa politika tanteraka ny firenena Malagasy ankehitriny ka tsy mbola fotoana tokony hanatanterahana fifidianana ny fotoana tahaka izao, hoy ny dokotera Randriamiarisoa Joseph, raha nilaza ny heviny momba ny toe-draharaham-pirenena ny tenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2013
Governemanta
Nanaovana bemarenina ny Pr Zafy, mitohy ny fanapotehana an’i Hajo

Antso an’efitra ny an’ny Pr Zafy Albert sy ny ankolafy tarihiny, mitaky ny hanovana tanteraka ny governemanta sy ny praiminisitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 05 Septambra 2013
Hery Rajaonarimampianina
Jaobarison «Media Consulting» no Talen’ny fampielezan-keviny

Nampiseho ireo mpiara-miasa aminy tamin’ireo mpampahalala vaovao tetsy amin’ny ivontoeram-piasany ny kandida Hery Rajaonarimampianina omaly hariva.

Hamaky ny tohiny
FTT