- Alarobia 20 Novambra 2013
Fifidianana fihodinana faharoa
Hahatratra 76% ny salan’isam-pahavitrihana ?
Taorian’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany notanterahana ny zoma 25 oktobra 2013 lasa teo izay nahitana lesoka ka tsy nahafahan’ireo olom-pirenena manodidina ny 3 tapitrisa naneho ny safidiny dia efa nisy ny fanapahan-kevitry ny filankevitry ny minisitra ny hijerena manokana ny lisi-pifidianana mba hampidirina ireo anaran’olona izay latsaka sy tsy tafiditra nandritra ny fanoratana anarana tao anatin’ny fe-potoana voafaritry ny lalàna. Nanome toromarika ihany koa ny CENI-T.
Hamaky ny tohiny