• Sabotsy 23 Novambra 2013
Hery Rajaonarimampianina
Potika noho ny fampiasana fitaovam-panjakana

Nangidy rora ny kandida Hery Rajaonarimampianina nandritra ny lanonam-pitsarana omaly zoma 22 novambra, tetsy Ambohidahy, namoahan’ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana (CES ) ny vokatra ofisialin’ny latsa-bato nataon’ny Malagasy an-tapirisany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany natao ny 25 oktobra 2013.

Hamaky ny tohiny

Komity manohana an’ny kandida Rajaonarimampianina
Nanao fihaonana maimaika tamin’ny mpanao gazety

Nanatontosa valandresaka ho an’ny mpanao gazety mba hanehoany ny fankasitrahany sy fisaorany ireo kandida anankiroa nailiky ny CES ka nanolotra an’i Hery Rajaonarimampianina taorian’ny fivoahan’ny valim-pifidianana ofisialy omaly iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2013
Jeneraly sy kolonely maro notendrena lehiben’ny Faritra
Hanao herimpamoretana hametrahana fitondra-miaramila ?

Mamofompofona hafahafa ! Lehiben’ny Faritra miisa folo no indray nosoloina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2013
Gasy Tia Tanindrazana
Manana kandida vonona hisedra ireo mpanongam-panjakana

Notokanana tamin’ny fomba ofisialy omaly tetsy Antaninandro ny foibe hiasan’ny kandidan’ny Gasy Tia Tanindrazana na GTT etsy amin’ny Boriborintany faha-3.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 21 Novambra 2013
Distrikan’Ambohidratrimo
Efa voasedra ireo kandidan’ny ankolafy Ravalomanana

Olom-boafidy efa nitantana teny anivon’ny Kaominina sy mpifanerasera mahalala tsara ireo filàna sy ny hetahetan’ny mponina ifotony no natolotry ny antoko Zanak’i Dada avy amin’ny ankolafy Ravalomanana hirotsaka ho solombavambahoaka ao anatin’ny Distrikan’Ambohidratrimo.

Hamaky ny tohiny
FTT