• Sabotsy 16 Novambra 2013
MCT Rarison Hilarion
Nafahan’ny Fitsarana madiodio

Araka ny didim-pitsarana navoakan’ny mpitsara tetsy Anosy omaly dia afaka madiodio tamin’ny raharaha nitoriana azy ny MCT Rarison Hilarion.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Novambra 2013
Patrick Raharimanana
Odian’ny CES fanina ny fitoriany

Fanontaniana tsy ahitam-baliny mazava hatreto ny hoe : afaka miaro marina ny safidy miafina ataon’ny mpifidy ve ny bileta tokana ? Na ny Fitsarana manokana momba ny fifidianana aza hatramin’ny omaly tsy mbola namaly ny fitoriana napetraky ny kandidan’ny “Vitatsika io” Patrick Raharimanana, tamin’ny 23 septambra 2013 momba an’io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Novambra 2013
Ravelonanosy Andriantefy Bruno (Bati)
Tsy mahalala afa-tsy ny tombontsoam-bahoaka

Vahinin’ny Tia Tanindrazana anio, Atoa Ravelonanosy Andriantefy Hubert Bruno Joseph Ramaka antsoin’ny mahafantatra azy hatramin’ny fony kely hoe Bati, mpandraharaha eo amin’ny sehatry ny fananan-tany ary kandidà ho solombavambahoaka ao amin’ny Distrikan’Avaradrano. Tsy olon’antoko fa tia firenena, ny feon’ny vahoaka no aoka ho jerena, hoy izy. Dinidinika.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Novambra 2013
Vovonana ho an’ny Fanarenam-pirenena
Ampy hampandrosoana ny harenantsika

Ny fanoherana ny fifidianana filoham-pirenena izay lazainy ho teren-ko masaka no tena imasoan’ny Vovonana ho an’ny Filaminana sy ny Fanarenam-pirenena sady mbola manamafy izany rahateo izy hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny
FTT