• Sabotsy 14 Desambra 2013
Famoronan’asa
Hitady izay hiverenana ao anatin’ny AGOA Dr Robinson

Herinandro sisa dia ho tonga ny fifidianana, ka ny kandidà ho filoham-pirenena Dr Jean Louis Robinson dia nanamafy indray omaly fa ny fampiroboroboana ara-ekonomika amin’ny alalan’ny fampiasam-bola ataon’ny vahiny no fomba ahafahana mamaha ny olana arak’asa izay nahazo an’i Madagasikara hatramin’ny 2009 no ho mankaty.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Desambra 2013
Marc Ravalomanana
Niantso ny Malagasy hahay hifidy

Nitsingerina omaly ny faha-64 taona nahaterahan’ny filoha Marc Ravalomanana. Niavaka ny fankalazana tamin’ity indray mitoraka ity, satria dia nifanotona amin’ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavam-bahoaka miaraka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 13 Desambra 2013
José Randrianantenaina
Kandida tohanan’ny filoha Ravalomanana

Mitohy tsy ankiato ny fampielezan-kevitra ataon’ny kandidà depioten’ny ankolafy Ravalomanana ao amin’ny Distrikan’Antsirabe faharoa José Randrianantenaina amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
FTT