Kandidŕ Randrianarisoa Stanislas

> Maniry ny hisian’ny Lycée eny Ambohipo Boriborintany faharoa


  • Sabotsy 14 Desambra 2013


Tao anatin’ny fifaneraserana nivantana tamin’ny vahoaka teny anivon’ireo Fokontany ao anatin’ny Boriborintany faharoa eto Antananarivo Renivohitra no nitsirian’ny hevitra tao an-tsain’ny kandidà ho solombavambahoaka Randrianarisoa Stanislas atolotry ny ankolafy Ravalomanana ny amin’ny tokony mba hananan’ity boriborintany ity Lycée amin’izay ka haorina ao Ambohipo. Mpandraharaha ny lehilahy ka mahafantatra tsara izany zavatra tena mahaliana ny olona sy hampandroso azy ireo izany. Ampahany mety hampadilo ny sofina minisitra na tompon’andraiki-panjakana hataon’ity kandidà laharana faha-34 ao amin’ny Boriborintany faharoa ireo notanisaina ireo fa izay no tena asan’ny solombavambahoaka. Kandidà favori ao amin’ny boriborintany ny kandidà Rastany.

 

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT