• Alarobia 11 Desambra 2013
Fanamarihana ny fetin’ny Repoblika faha-4
Sady fampielezan-kevitry ny Prezidansa

Toy ny isan-taona, hatramin’ny 2011 dia andro tsy fiasana ho an’ny fitondrana tetezamita ny datin’ny 11 desambra izay voalaza fa fankalazana ny nijoroan’ny Rapoblika faha-4, hono.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Desambra 2013
Boriborintany Faharoa Antananarivo Renivohitra
Miha mahatoky ny kandidà Rastany hatrany ny mponina

Mitohy tsy tapaka ny fitetezana Fokontany ao amin’ny Boriborintany faharoa ataon’ny kandidà depiote Randrianarisoa Stanislas na Rastany atolotry ny movansy Ravalomanana sy ireo mpiray lisitra aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Desambra 2013
Ekipan’ny Hery Vaovao
Tandindomin’ny faharesena dia miady an-trano

13 andro izay no nanombohan’ny fampielezan-kevitra fa dia tsy hita popoka ny peta-drindrina sy afisin’ny kandidan’ny Hery Vaovao, eto Antananarivo Renivohitra sy any amin’ny faritra maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Desambra 2013
Fifidianana amin’ny 20 desambra
Hamaranana ny tetezamitan’ny tsy fanarahan-dalàna

Niavaka raha samy tetezamita nolalovan’ny firenena malagasy tokoa ny nitranga nanomboka tamin’ny taona 2009 hatramin’izao 2013 izao. Taorian’ny fanonganam-panjakana ny volana martsa 2009 mantsy dia efa hita soritra avy hatrany fa fitondrana tsy manara-dalàna no nifehy sy nitantana an’i Madagasikara. Sambany, ohatra, no nampanaovina fianianana ny filohan’ny tetezamita izay tsy fahita n’aiza n’aiza.

Hamaky ny tohiny
FTT