José Randrianantenaina

> Kandida tohanan’ny filoha Ravalomanana


  • Zoma 13 Desambra 2013

Mitohy tsy ankiato ny fampielezan-kevitra ataon’ny kandidŕ depioten’ny ankolafy Ravalomanana ao amin’ny Distrikan’Antsirabe faharoa José Randrianantenaina amin’izao fotoana.

Raha ny andron’ny alakamisy 12 desambra dia ny Kaominina Alakamisy Ambano, Ambidranandriana ary Ambohibary no notsidihina ary dia tao anatin’ny ora-nikija tanteraka izany. Saika efa voatsidika sy nitafana avokoa moa ireo Kaominina 20 mandrafitra ny Distrikan’Antsirabe faharoa ka midina any amin’ny Fokontany indray ny kandidà amin’izao fotoana, mitafa mivantana amin’ireo vahoaka. Mandritra ny fihaona dia nitafa nivantana amin’ireto farany ihany koa ny filoha Ravalomanana ka nanambara fa : «Aoka ianareo tsy hofitahana fa i José Randrianantenaina, laharana faha-6 ihany no kandidà natolotr’i Dada ka izy no fidiana ho solombavambahoaka amin’ny 20 Desambra, ary tsy hadino ny mifidy ny kandidà filoham-pirenena Dr Robinson Jean Louis».

Caïus Raharison

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Politique

  • PRRM
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Randrianirina Michael

  • Randy Donny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

"Novetavetain'ny fanjanahana

  • ANTOKO POLITIKA RPMU
  • Zoma 16 Oktobra 2026

« Tokony hiaraka amin’ny

  • Mirangorango ?
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

Manomboka mitombo ireo

  • Malagasy Miara-Miainga
  • Alakamisy 15 Oktobra 2026

"Mbola maro ireo fanamby

Hijery ny tohiny
FTT