- Talata 17 Desambra 2013
Ralaimampisainarinony Manoela
Mahazo toky amin’ny Boriborintany faha-5
Hamaky ny tohiny
Hamaky ny tohiny
Tsy hisalasalana intsony ny maha kandidà favori ny kandidà depiote laharana faha-34 ao amin’ny Boriborintany faharoa dia Randrianarisoa Stanislas atolotry ny ankolafy Ravalomanana.
Hamaky ny tohinyDiabe nandritra ny 5 ora mahery tsy ankiato notronin'ireo tanora sy olona marobe namakivaky ny faritra atsinanan'ny Boriborintany fahadimy no nanohizan'ny Kandida laharana faha-7 ny fampielezan-keviny.
Hamaky ny tohinyEfa mirotsaka an-tsehatra amin’ny fandraisana an-tanana ny raharaham-pirenena fa tsy mionona fotsiny amin’ny maha mpanabe vahoaka azy ireo mpanao gazety ao amin’ny Faritra Amoron’i Mania.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Mahatsapa ny fangirifiriana sy ny hetahetan’ireo vahoakan’Atsimondrano ny tenany ka izay indrindra no nahatonga an-dRakoto Andrianiaina Jaona hirotsaka ho kandida solombavambahoaka lah-6, eny Atsimondrano.
Hamaky ny tohiny