• Alatsinainy 16 Desambra 2013
Ratovonandrasana Irène
Nanofana an’ireo delegem-pifidianany

Nampifanindran-dalana ny fanaovana fampielezan-kevitra sy ny fampiofanana an’ireo delegem-pifidianana hisolotena azy isaky ny biraom-pifidianana eny amin’ny Fokontany 44 ao amin’ny Boriborintany voalohany ny kandidà depiote Ratovonandrasana Irène.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2013
Kandidan’ny MAMIMI
Mitsangana fa tonga ny fahazavanao !

Mitohy ny fanentanana sy ny fandresen-dahatra ny mpifidy ataon’ny Malagasy Miray sy Mifankatia (MAMIMI) Toamasina, hampandaniana ny kandida Andrianiarifera Malalaniaina (Naina) solombavambahoaka sy Dr Robinson Jean Louis filoham-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2013
Lalao Ravalomanana
«Afaka andro vitsivitsy dia hanana Filoham-pirenena vaovao isika»

Mitety faritra manamafy ny fampielezan-kevitra ho fampandaniana ny kandida filoham-pirenena Robinson Jean Louis sy ireo kandida solombavambahoakan’ny ankolafy Ravalomanana i Neny Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2013
Manakara-Mananjary-Tolagnaro-Betioky Atsimo…
Mibaribary fa mpandresy ny kandidà Robinson

Nitety ireo Disitrika amin’iny ilany Atsinanana sy Atsimo Atsinanana nipaka hatrany Atsimo Andrefana iny ny kandida Dr Robinson Jean Louis ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Desambra 2013
Neny Lalao Ravalomanana
Mitety Faritra manohana ireo kandida depiote

Manao ho zava-dehibe ny fifidianana solombavambahoaka i Neny Lalao Ravalomanana. Tato anatin’ny herinandro izao dia nanome tanana ireo kandida depioten’ny ankolafy Ravalomanana ny tenany, ary niara-nitety Kaominina nanotrona ireny kandida ireny sady manao fampielezan-kevitra fampandaniana ny kandida filoham-pirenena, Dr Robinson Jean Louis.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 14 Desambra 2013
Brickaville
Kandida depiote iray efa in-droa nokasaina hovonoina

Efa tsy vitan’ny fifanaratsina sy fifanenjehana ara-kabary ary fifanaratsiana amin’ny lahateny atao intsony ny fampielezan-kevitra ao Brikaville, fa tonga hatramin’ny fifofoana ny aina kandida heverina fa lasa aloha noho ny hafa indray ny resaka ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT