• Alakamisy 12 Desambra 2013
Fitantanana ny firenena
Rafitra tetezamita sa repoblika fahefatra ?

Dimy taona latsaka izay no nisian’ny fanonganam-panjakana ara-dalàna teto Madagasikara. Nalana tamin-kery ny filoham-pirenena voafidim-bahoaka. Noravana tsotra izao ireo andrim-panjakana telo mandrafitra ny maha repoblika ny firenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2013
Rajerison Nicole Véronique
Kandida mandray andraikitra

Mba ho fanatonany ny vahoaka ao anatin’ny Boriborintany faha-5 dia nanatanteraka fitsidihana ifotony ny faritra Ambohidahy Ankadindramamy ny kandida depiote Rajerison Nicole Véronique laharana faha-17.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2013
Andry Rajoelina
Nikoropaka lasa any Afrika Atsimo

Nandao an’i Madagasikara omaly hariva ary nihazo an’i Afrika Atsimo ny filohan’ny tetezamita Andry Rajoelina mivady, hiondrika manoloana ny vatana mangatsiakan’i Nelson Mandela.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Desambra 2013
Vondron’ny gadra politika
Dr Robinson Jean Louis no fampihavanam-pirenena

Mirotsaka manao fampielezan-kevitra hampandany ny kandida filoham-pirenena Dr Robinson Jean Louis ny vondron’ny gadra politika tato anatin’izao tetezamita izao.

Hamaky ny tohiny
FTT